Mikheil Saakachvili
Mikheil Saakachvili | |||||||||||||||||||||||||||||||
|
Mikheil Saakachvili dia mpanao politika teraka ny 21 Desambra 1967 tao Tbilisi
Ny fiainany manokanaHanova
Ny vadiny dia Sandra Roelofs.
Tamin'ny Oktobra 2021, Mikheil Saakashvili, dia nosamborina rehefa niverina tsy ara-dalàna tany amin'ny fireneny, taorian'ny sesitany tany ivelan'i Georgia hatramin'ny taona 2013. Fihetsika iray izay nohazavaina tamin'ny fahavononany hiady amin'ireo mpiray tanindrazana aminy ao amin'ny firenena.
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
- Ao amin'i Freebase: [1]