Mike Nichols
Ankapobeny
Anarana Mike Nichols
Teraka 6 Novambra 1931
Maty 19 Novambra 2014
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Mike Nichols dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, mpilalao mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 6 Novambra 1931 tao Berlin ary maty ny 19 Novambra 2014 tao New York

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia Diane Sawyer.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.