Manasokajy tsidy amin'ny ambangony Microcebus ny mpahay siansa. Ny sasany kely indrindra karazana tamin'ny maky sy tamin'ny primates ny tsidy. Vorona eo tendron'ny rambony faratampony 27 centimeter lava ny tsidy.[1]

Microcebus gerpi amin'ny taona 2009

Biby an-jazakely ny tsidy.[2]

Misy kely indrindra 24 karazana, izy rehetra karazana natiora amin'ny Madagasikara, tamin'ny ambangony Microcebus.[3][4][5] Nanalavitra nanomboka tamin' folo tapitrisa taona tombanana ny karazana tamin'ny tsidy.[6] Mitovitovy amin'izany ety ivelany fotsiny nefa fototarazo miavaka ny 24 karazana tamin'ny tsidy. Bebe kokoa miavaka ny feo tamin'ny karazana.

Karazana hanova

[7]

Citation hanova

  1. Deutsche Welle - More Mouse Lemur Species Known than Ever Before
  2. National Geographic - Mouse Lemurs]
  3. Deutsche Welle - More Mouse Lemur Species Known than Ever Before
  4. Duke University - The Yoder Lab
  5. National Geographic - Mouse Lemurs]
  6. Proceedings of the National Academy of Sciences of the United States of America - Geogenetic patterns in mouse lemurs (genus Microcebus) reveal the ghosts of Madagascar's forests past
  7. "Database of Malagasy Animal Names". Archived from the original on 2018-05-11. Retrieved 2019-07-15.