Maky
Ny maky na amboanala (Lemuridae) dia biby amin' ny laharan' ny primates tsy hita raha tsy eto Madagasikara. Misy eo ho eo amin' ny sivifolo ny karazana amboanala.[1]
Ohatra
hanovaIndreto ny anarana anondroana ny karazana amboanala na maky amin' ny teny malagasy: ahay, iay, alokoteha, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, ankombavaliha, apongy, avahy, babakoto bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo mena, bokombolo, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, gidro, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kelibeohy, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, sadasada, setohy, siba, sifaka, sifakabilany, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy be, tsidy kely, tsidy, tsinjoarivo, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, vangavanga, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, variñena, vary[2] [3].
Jereo koa
hanovaTsiahy
hanova- ↑ New York Times - A Teenager Stole a Lemur From a Zoo, and Almost Got Away With It
- ↑ "Maky Archived Mey 17, 2023 at the Wayback Machine", ao amin' ny Rakibolana sy rakipahalalana malagasy.
- ↑ "Amboanala" ao amin' ny Rakibolana sy rakipahalalana malagasy.