Merkiora

(tonga teto avy amin'ny Merkora)

I Merkiora (na Merkory;[1] marika: ☿) dia fajiry voalohan'ny Masoandro. Ny halavirany amin'ny masoandro dia 58 tapitrisa kilometatra. Izy io dia fajiry akaiky indrindra amin'ny masoandro. Hita maso avy eto amin'ny tany izy io, ary ny manitiodany dia eo amin'ny 5,7 hatramin'ny -2,3.

Sarin'i Merkiora avy amin'ny habakabaka.

Tsiahy hanova

Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJopiteraSatorinaOranosyNeptona