I Mato Grosso dia faritany mizaka-tena ao Brazila. Ny renivohiny dia Cuiabá. Ny velarantanin'ilay faritany dia 903 357,908 kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia 3 033 991.

Sain'i Mato Grosso
Saritanin'i Mato Grosso

Ny tendrombohitra avo indrindra ao amin'ny fanjakana dia ny Serra Manto Cristo amin'ny 1118 m.

Ny renirano lehibe indrindra dia Rio Paraguay, Rio Juruena, Rio Teles Pires, Rio Xingu, Rio Araguaia, Rio Piqueri, Rio Cuiabá ary Rio São Lourenço das Mortes. Any atsimoandrefan'i Mato Grosso no misy ny tany mando Pantanal (Mato Grosso).

Toekarena

hanova

Mato Grosso dia fanjakana federaly momba ny fambolena. Ny fambolena soja sy ny fiompiana omby no anjakan’ny toekarena.

Tanàna lehibe

hanova

Ny tanàna lehibe indrindra dia:

Jereo Koa

hanova