Maskareina (tamba-nosy)

Ny tamba-nosy Maskareina na Maskarena dia tamba-nosy ao amin'ny Ranomasimbe Indiana, ao atsinanan'i Madagasikara, izay fitambaran'ny nosy telo lehibe, dia ny nosy La Réunion sy ny nosy Maorisy ary ny nosy Rôdriga, manampy azy ireo ny nosy maro madinika manodidina. Io tamba-nosy io dia voazara amin'ny firenena roa, ka i La Réunion an'i Frantsa, fa ny nosy sisa rehetra dia an'i Maorisy.

Topographic map of Mascarene Islands.png