Martin Bucer

I Martin Bucer na Martin Butzer dia teôlojiana sy refôrmatora prôtestanta alzasiana izay nipoiran'ny kônfirmasiona prôtestanta. Teraka tamin'ny 11 Novambra 1491 tao Sélestat izy ary maty tamin'ny 28 Febroary 1551 tao Cambridge. Nisy fiantraikany tamin'ny foto-pampianarana loterana sy kalvinista ary anglikana ny fiheverany.

Martin Bucer