Marsa (fajiry)

(tonga teto avy amin'ny Marsa)

Marsa (marika: ♂) dia fajiry na planeta faha efatry ny lamin'ny masoandro. Izy ny fajiry kely indrindra eo aorian'ny Merkora. Ao amin'ny fianankavian'ny planety teliorika izy. Ny anarany dia avy amin'ny andriamanitra Marsa, anarana romanan'ny andriamanitra grika Ares. Noho ny endriny mena dia atao hoe koa Fajiry Mena koa ny anarany.

I Marsa

Nanomboka tamin'ny 1960 ny fanbdehanana teny amin'ny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba an'i Marsa : ny jeografiany, ny atmosferany, sns.

Manana satelita roa i Marsa : i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaran'ny zanak'i Ares ireo anarana ireo.

Tondro ara-pizikaHanova

JeografiaHanova

JeolojiaHanova

Atmosfera sy toe-tanyHanova

AstronomiaHanova

Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJiopiteraSatorinaIoranoNeptona


 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fajiry ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.