Tendro miraika havanana

Ny tendro miraika havanana ‹ ◌́ › dia mari-tsoratra ao amin' ny abidy latina sy ny abidy grika sy ny abidy sirilika ary ny maro hafa koa, izay miendrika tsipika kely soratana avy ambany mianambony sady misompirana miankavanana ary apetraka eo ambonin' ny litera tiana hasiana azy.

Ohatra

á, é, í, ń, ó, ŕ, ś, ú, ź.

Jereo koa hanova