Fanabeazana aizana

Ny fanabeazana aizana fitambaran' ny fomba rehetra anoherana ny fitoe-jaza vokatry ny firaisana ara-nofo. Araka ny Fikambanana Iraisam-Pirenena momba ny Fahasalamana, izy io dia ny fampiasana ny fitaovana amam-pomba izay manan-tanjona ny hampihena na hanafoana tanteraka ny fitoe-jaza". Atao hoe contraception izany amin' ny teny anglisy sy frantsay.

Pilina fanabeazana aizana

Karazana fanabeazana aizana hanova

Fanabeazana aizana ara-boajanahary hanova

  • Ny fanisana andro
  • Ny fihatahana

Fanabeazana aizana mampiasa fitaovana hanova

  • Ny fimailo na kapaoty (preservatif)
  • Ny sterilet

Fanabeazana aizana amin' ny alalany fanafody na ny tsindrona hanova