Fiteny malay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny malay''' na '''fiteny maley''' dia [[Fiteny aostrôneziana|fiteny aostronezianinaaostrônezianina]] izay tenim-pirenen'i [[Malaizia]], [[Indonezia]] ary [[Boroney]]. Anisan'ny teny ofisialin'i [[Singapaoro]] ihany koa ilay fiteny, na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. Efapolo tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay, izay hita eo amin'ny manodidin'ny [[fahateren'i Malacca]], ary ny amorontsiraky ny nosy [[Borneo]] ary ny faritra atsinanan'i [[Sumatra]]. Noho ny sata ofisialiny dia mahery ny roanjato tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay (raha isaina ao anatin'izay ny isan'ireo olona mahay miteny indonezianina).
 
== Fiaviana ==