Fiteny hindi-ordo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
 
Andalana faha-9:
 
Ny '''fiteny hindi-ordo''' na koa '''fiteny hindostany''' dia fiteny ifandraisana amin’ ny daholobe tao avaratr’ i [[India]] ary [[Pakistan]]. Izy io dia [[Fiteny indô-ariana|fiteny indô-arianina]] avy amin’ ny firokin’ i Khariboli any Delhi ary ahitana voambolana maro dia maro avy amin’ ny [[fiteny persana]], [[fiteny arabo|arabo]], [[fiteny sanskrity|sanskrity]] ary [[fiteny tsagatay|tsagatay]]. Io fiteny io dia fiteny manana endrika ôfisialy roa, ny [[fiteny hindy]] ankehitriny voafenitra ary ny [[Fiteny ordò|fiteny ordo]] ankehitriny dia voafenitra koa, izay fomba fiteny samy nofenerana.
 
Ny [[fiteny hindỳ]] dia tenim-pirenen' i [[India]]. Amin' ny lafiny ôfisialy dia nampiasaina ho ''lingua franca'' any India ny fiteny hindỳ, kanefa 40 %n' ny olona fotsiny no mampiasa io fiteny io any India. Any avaratr' i India no misy ny ankabeazan' ny mpiteny hindỳ. Ny fiteny ordò dia fiteny any [[Pakistana]] sy any [[India]], mitovitovy be amin' ny fiteny hindy izy fa soratana amin' ny [[abidy arabo]]. Betsaka ny teny indramin' ny fiteny ordò amin'ny [[fiteny persana]] sy [[fiteny arabo]], ary nanampy feo vaovao ao anatin' ny rafi-peony ireo fiteny ireo.
 
== Jereo koa ==