Fianakaviam-piteny japônika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Japanese dialects-en.png|vignette|368x368px|Fitsinjaran'ny fiteny japonika ]]
Ny '''fiteny japônika''' dia [[fianakaviam-piteny]] madinika izay mamondrona ny [[fiteny japôney]] sy fitenim-paritra maro hafa ao [[Japàna]] toy ireo [[fiteny riokio.]]
 
== Fanasokajiana anatiny ==
Mizara roa ny fiteny japônika, dia ny fiteny japôney sy ireo fiteny riokio.
 
=== Fiteny japôney ===
Ny [[fiteny japôney]] dia fiteny any [[Japana|Japàna]], tenenin' ny vahoaka japôney. Miteny japôney koa ny Japôney am-pielezana any [[Brezila]] sy any [[Però]], any Lima sy ny any Sao Paulo. Nandritra ny tantara dia mihabetsaka ny voambolana ampiasaina ao amin' io fiteny io noho ny findramana teny samihafa: avy amin' ny [[fiteny sinoa]] sy avy amin' ny fiteny eorôpeana, indrindra ny [[fiteny anglisy]].
 
=== Fiteny riokio ===
Ireto kosa ny fiteny ao amin' ny [[Fiteny roikio|vondrona riokio]]: fiteny amamy atsimo, fiteny kikay, fiteny amamy avaratra, fiteny tôko-nô-sima, fiteny ôki-nô-erabo, fiteny ôkinaoaiana, fiteny konigamy, fiteny iôrôna, fiteny miiakô, fiteny iaeiama ary fiteny iônagony
 
== Jereo koa ==