Toetanin-tendron-tany: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Nanisy sary |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''toetanin-tendron-tany''' dia
[[Sary:Fryxellsee Opt.jpg|vignette|189x189px|Antarktika. Ny ranomandry mandrakotra ny farihy Fryxell, ao amin'ny tangorom-bohitra Transantarktika dia avy amin' ny ranom-pitsonihan'ny tahirin-dranomandry Canada sy ny hafa koa.]]
Rakotra ranomandry i [[Arktika]] izay ahitana an’ i [[Goenlandy]] sy i [[Siberia]] any avaratra. Toraka izany koa i [[Antarktika]] any atsimo, izay efa nahitana hatsiaka mahatratra -88 °C. Mety mahatratra 3 000 m ny hatevin’ ny ranomandry amin’ izany.
|