Tendrontany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''tendrotany''' dia ny tampony roa, - ambonyatsimo sy ambany -avaratra, amin'ny [[bolabolantanybolantany]], tendron' ilay tsipikateza heverina fa hihodinanihodinan' ny tany.
 
== Tendrontany avaratra ==
Ny [[tendrontany avaratra]] dia toerana ara-jeôgrafia any avaratra indrindra eto an-tany, any ampovoan' ny [[Ranomasimbe Arktika|renomasimbe Arktika]]. Eo anelanelan'ny -43 °C sy 0 °C ny hatsiaka any amin' ny tendrontany avaratra, izay no mampisy ny ranomandry lalandava any amin' ny tendrontany.
 
== Tendrontany atsimo ==
Ny tendrontany atsimo dia ny teboka farany atsimo indrindra eto amin' ny Tany. Ao amin' ny [[Kontinenta Antarktika|kôntinenta Antarktika]] no misy azy. Io no teboka ihaonan' ny [[laharan-jara hasina]] rehetra any atsimo indrindra.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fehibe|Fehiben-tany]]
* [[Faribolan-tendron-tany|Faribolan-tendrontany]]
* [[Arktika]]
* [[Antarktika]]
 
[[sokajy:Jeografia]]