Antarktika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-2:
[[Sary:AntarcticaLocation.svg|thumb|240px]]
[[Sary:Antarctique_carte.png|thumb|240px]]
I '''Antarktika''' dia ny [[tendrotany]] atsimo amin' ny Tany sy ny manodidina azy. ''Antarktika'' koa ny anaran' ny kontinenta[[kôntinenta]] misy ny tendrontany atsimo. NyI hovelabelarinaAntarktika atodia aminkôntinenta iray any atsimon'ity lahatsoratrany ityTany diamanana ilayvelarana tondro14 ata-jeografiatapitrisa sykm<sup>2</sup>. nyNy zava-drehetrahabeny mikasikadia mbola kely noho an'i Antarktika[[Azia]], hatranyi amin'ny[[Afrika]] fiheveranana nyi fisiany[[Amerika]]; (tamin'nyi [[AndroEoropa]] Talohasy i [[Oseania]]) hatraminihany no kely noho izy. 98%n'izao fotoanany velarantaniny dia [[ranomandry]] manana hatevina 1 600 m, izay no tsy ahafantarana ny endriky ny ambanitaniny, fantatra fotsiny ankehitriny fa misy tandavan-tendrombohitra sy farihy ambanin-dranomandry ny ao, ohatra ny farihy izaoGamburtsev.
 
I Antarktika dia ilay kontinentaKôntinenta mangatsiaka, maina ary be rivotra indrindra eto an-tany i Antarktika; maina satria latsaky ny 200 mm ny [[rotsak' orana]] eo amin' ny morontsiraka (ary mbola latsak' izany ny rotsak' orana any amin' ny faritra afovoany).
I Antarntika dia [[kontinenta]] iray any atsimon'ny Tany manana velarantany 14 tapitrisa km<sup>2</sup>. Ny habeny dia mbola kely noho i [[Azia]], i [[Afrika]] na i [[Amerika]]; i [[Eoropa]] sy i [[Oseania]] ihany no kely noho izy. 98%n'ny velarantaniny dia [[ranomandry]] manana hatevina 1 600 metatra, izay no tsy ahafantarana ny endriky ny ambanitaniny, fantatra fotsiny ankehitriny fa misy tandavan-tendrombohitra sy farihy ambanin-dranomandry ny ao, ohatra ny farihy Gamburtsev.
 
Tsy misy mponina tera-tany i AntartikaAntarktika ary ny mipetraka any amin' izao fotoana izao dia siantifikampahay siansa ny ankamaroany. Voninkazo mahazaka ny hatsiaka sy ny aizaina ary ny hamaina ihany no miaina any miaraka amin' ny karazam-borona sy trondro ary biby mampinono ihany no any.
I Antarktika dia ilay kontinenta mangatsiaka, maina ary be rivotra indrindra eto an-tany; maina satria latsaky ny 200 mm ny rotsak'orana eo amin'ny morontsiraka (ary mbola latsak'izany ny rotsak'orana any amin'ny faritra afovoany).
 
Ny teny hoe ''Antarktika'' dia avy amin' ny [[fiteny grika|teny grika]] ''ἀνταρκτικός'' / ''antartikós'', izay midika hoe "mitohinamifanohitra amin' i Arktika". Tamin' ny 1820 ilay kontinentakôntinenta no hita voalohany ary ny tafika rosiana nentin' i Mikhaïl Lazarev sy i Fabian Gottlieb von Bellingshausen no nahita azy. Tsy dia nahaliana olona firy ilay kontinentakôntinenta noho ny tsy fisian' ny harena an-kibon' ny tany sy ny tontolo tsy azo iainana any aminy ary ny fitokana-moniny.
Tsy misy mponina tera-tany i Antartika ary ny mipetraka any amin'izao fotoana izao dia siantifika ny ankamaroany. Voninkazo mahazaka ny hatsiaka sy ny aizaina ary ny hamaina ihany no miaina any miaraka amin'ny karazam-borona sy trondro ary biby mampinono ihany no any.
 
Araka ny fifanekena momba an' i Antarktika nosoniavin' ny firenena roa ambin' ny folo tamin' ny taona [[1959]] sy narahan'i fifaneken'iny fifanekena natao tao Madrid tamin' ny taona 1991 dia manana sata manokana i AntartikaAntarktika: tsy azo anaovana hetsika ara-miaramila any, sady tsy azo alaina ny harena an-kibon' ny tany raha tsy momba ny fikarohana ara-tsiansa no tanjony.
Ny teny hoe ''Antarktika'' dia avy amin'ny [[fiteny grika]] ''ἀνταρκτικός'' / ''antartikós'', izay midika hoe "mitohina amin'i Arktika". Tamin'ny 1820 ilay kontinenta no hita voalohany ary ny tafika rosiana nentin'i Mikhaïl Lazarev sy i Fabian Gottlieb von Bellingshausen no nahita azy. Tsy dia nahaliana olona firy ilay kontinenta noho ny tsy fisian'ny harena an-kibon'ny tany sy ny tontolo tsy azo iainana ary ny fitokana-moniny.
 
Araka ny fifanekena momba an'i Antarktika nosoniavin'ny firenena roa ambin'ny folo tamin'ny taona [[1959]] sy narahan'i fifaneken'i Madrid tamin'ny taona 1991 dia manana sata manokana i Antartika: tsy azo anaovana hetsika ara-miaramila any, sady tsy azo alaina ny harena an-kibon'ny tany raha tsy momba ny fikarohana ara-tsiansa no tanjony.
 
== Jereo koa ==
Ligne 27 ⟶ 25 :
* [[Antarktika]]
* [[Ôseania]]
 
=== Hafa ===
*[[Arktika]]
 
<gallery>