Fanosorana ny marary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sakramenta
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fanosorana ny marary''' (izay nantsoina hoe "'''fanosorana farany'''" talohan' ny kônsily Vatikana II) dia [[sakramenta]]<nowiki/>n' ny Fiangonana katôlika rômanina sy an' ireo Fiangonana ôrtôdôksa ary an' ny Fiangonana anglikana izay ametrahana ireo mijaly eo ambany fitseran' i Kristy. Ny fanosorana dia atao amin' ny menaka voahasina sy ankalazain' ny [[pretra]].
 
Maro ireo [[fiangonana ara-pilazantsara]] izay manatanteraka ny fanosorana ny marary nefa tsy mihevitra izany ho sakramenta. Ny fanosorana ny marary dia ordonansan' ny asam-pisoronana ao amin' ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]].
 
== Jereo koa ==
Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika:
 
* Sakramentan' ny [[batemy]]
 
* Sakramentan' ny [[Eokaristia]]
* Sakramentan' ny [[konfirmasiona]]
* Sakramentan'ny fivalozana sy ny fampihavanana
* Sakramentan' ny [[fanosorana ny marary]]
* Sakramentan' ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]]
* [[Ordinasiona (sakramenta)|Ordinasiona]]