Zomandao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Reniranon' i Madagasikara
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Mangoki drainage.png|vignette]]
I '''Zomandao''' dia reniranon' i [[Madagasikara]] izay manana halava mirefy 283 km, izay mamakivaky ny [[faritra Matsiatra Ambony]] sy ny [[faritra Ihorombe]] ao amin' ny tapany afovoany atsimon' i Madagasikara. Ao amin' ny tangorom-bohitra Andringitra ao amin' ny tendrombohitra Boby no ipoirany, ka mamakivaky ny lemaka Zomandao. Isan' ireo renirano lehibe manompo an' i [[Mangoky]] ny renirano Zomandao. Ahitana riandrano maro izy ka isan' izany i Riandahy sy i Riambavy.