Fanandroana malagasy: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:New Moon at sunset.jpg|vignette|382x382px]]
Ny '''fanandroana malagasy''' dia endriky ny [[fanandroana]] ataon' ny mpanandro malagasy izay andinihany sy ampiharany ny fifandraisan
Fanao andavanandro teto Madagasikara ny fankanesana any amin'ny mpanandro teo amin'ireo [[andriana]] tamin'ny taonjato faha-18 sy faha-19. Tao Imerina teo antenantenan'ny taonjato faha-19 dia nahay nanandro ny iray ampahatelon'ny olona<ref name=":1"><small>Jobily Rakotoson, "L'art divinatoire, parole d'un sage" in ''Madagascar fenêtres'', 2002, p.93.</small></ref>.
Andalana faha-6:
Araka ny finoan-drazana malagasy dia lova avy amin'ny ray aman-dreny na talenta avy amin'ny [[Zanahary (anaran-tsamirery)|Zanahary]] ny fanandroana. Ilain'ny Nataolo malagasy ny manontany mpanandro alohan'ny hiterahana, hanamboarana trano na fasana, hanaovana hasoavana na fanambadiana, hisantatra na hitokana zavatra, handevina sns.
Raha tiana ho azo ny fanandroana malagasy dia tokony havahana ny hoe [[antokon-kintana]] sy ny hoe vintana ary ny hoe [[tetiandro]]. Mifandray tanteraka amin'ny tetiandro ny vintana. Ny fifandraisana misy eo amin'ny [[antokon-kintan'ny zodiaka]] sy ny vintana dia efa tsy hentintra intsony noho ny fanandroana sy ny tetiandro malagasy manara-bolana fa tsy manara-kintana na manara-masoandro tanteraka. Ny [[Arabo (vahoaka)|Arabo]] no heverin'ny maro fa nitondra ny fanandroana teto Madagasikara<ref><small>'Ny Arabo izay tonga tany amorontsiraka atsinanana sy andrefana no isan’ ireo firenena mpiavy. Ny finoana mohamedianina izay naelin’ izy ireo no nanjary fanompoan-tsampy teto, nahatonga ny sikidy sy fanandroana, ny mosavy sy ny hitsak’ andro”. (Rainihifina, ''Lovantsaina II Tantara Betsileo'', Ambozontany Fianarantsoa. 1975, p. 19)</small></ref>.
== Fanamarihana ankapobeny ==
|