Andry dimin' ny finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''andry dimin’ny finoana silamo''' dia adidy miisa dimy izay tsy manitsy tanterahin’ny [[Finoana silamo|mpino silamo]]. Atao hoe ''arkān'' izany amin’ny [[teny arabo]]. Ireto avy izy ireo: 1. Manonona ny [[fiekem-pinoana]] na ''shahada''; 2. Manatateraka ireo vavaka dimy fanao isan’andro (''salat'') izay ialohavan’ny fidiovana (ablution) ; 3. Mifady hania amin’ny volana [[Ramadany]] (''sawm'') ; 4. Manao asa fiantrana (''zakat''); 5. Manatanteraka [[fivahiniana masina]] (''hadj'') any amin’ny tanàna masin’i [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]], amin’ny fotoana maha afaka ara-batana sy ara-bola ny mpino. Ny Sonita no tena manaja ireo isa dimy ireo ka tsy anampy andry hafa.
 
Amin’ny ankamaroan’ny firenena silamo dia tsy voasazy ny mpino raha tsy mahatateraka manontolo ireo zavatra dimy tsy maintsy atao ireo. Nefa amin’ny firenena na fanjakana sasany, ny fandavana ampahibemaso ny maha manan-danja na ny maha zava-dehibe ireo andry dimy ireo dia heverina ho [[fandavana ny finoana]] ka mahavoaheloka ho faty.