Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Adam, Eve and Abel by Carl Johan Bonnesen (1868-1933).jpg|vignette|''I Adam sy i Eva ary i Abela'', nataon'i Carl Johan Bonnesen (1868-1933)|301x301px]]
I [[Eva]], araka ny [[Baiboly|Baiboly,]] dia ilay vehivavy voalohany noforonin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] teto ambonin' ny tany. Ny vadiny dia i [[Adama]], ilay lehilahy noforonin' Andriamanitra voalohany indrindra. Izy mivady no nitaranaka ny [[olombelona]] rehetra. Noforonina tamin' ny alalan' ny fotaka i Adama, fa i Eva kosa tamin' ny taolan-tehezan' i Adama. Ny fahotan' izy mivady no niteraka ny fahasahiranana sy ny [[Fahafatesana|fahafatesan]]' ny olombelona.
 
== Jereo koa: ==