Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-24:
 
== Ny tanàna masin’ i Maka ==
I [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]] dia tanàna any amin' ny tapany andrefan'i [[Arabia Saodita]], miorina 80 km miala ny [[Ranomasina Mena]]. Amin' ny [[teny arabo]] izy dia atao hoe مكة / ''Makka''. Araka ny lovantsofina silamo dia tao no nahaterahan' ny mpaminany [[Mohamady]] tamin' ny faramparan'ny taonjato faha-6. Ao no misy ny [[moskeamôskea]] ''Masjid al-Haram'' ("Moskea Masina") izay misy ny [[Kaaba]] (arabo: الكعبة / ''al-Ka'ba'').
 
Toeram-panaovana [[fivahiniana masina]] (arabo: حَجّ / ''hajj'') ny ao Maka, ka indraimandeha isan-taona no fanaovana izany hatramin'ny taonjato faha-7. Manandrify an' i Maka koa no itodihan' ny mpino silamo rehefa manatanteraka ny vavaka atao isan' andro.