Loteranisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-8:
 
=== Ny Fiangonana Loterana Malagasy Nohavaozina ===
Ny [[Fiangonana Loterana Malagasy Nohavaozina]] (FLMN) dia iray amin'ny sampan'ny loteranisma misy eto Madagasikara izay tafasaraka tamin'ny FLM tany amin'ireo taona 70 noho ny tsy fifanarahana momba ny fomba fitantanana ny fiangonana. Matanjaka io fiangonana io ao amin'ny [[distrikan'Antanifotsy]] sy ao Antananarivo. Ahitana azy koa ny any [[Toliara]] sy any [[Mahanoro]]. Efa nankalaza ny faha-40 taonany nyizy tamin'ny taona 2010. Tamin'ny taona 1970 no niorenany<ref><small>Ino vaovao? [http://inovaovao.com/spip.php?article2568 "Fiangonana loterana nohavaozina Tolira: Mankalaza ny jobily faha-40 taonany"]</small></ref>. Nisy ny fifanolanana teo amin'ny FLM synysy ny FLMN momba ny trano fiangonana iray ao Ambohimahazo izay nentina hatrany amin'ny fitsarana<ref><small>La jurisprudence francophone des cours suprêmes (Juricaf), [https://juricaf.org/arret/MADAGASCAR-COURSUPREME-19850807-6284ADMedc Madagascar, Cour suprême, Chambre administrative, 07 août 1985, 62/84-ADM]</small></ref>.
 
=== Ny Fiangonana Fifohazam-Panahy Loterana Malagasy ===