Diakra: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:DeaconsingingExsultet2007.jpg|vignette|Diakra katôlika mihira]]
Ny '''diakra''' na '''diakona''' dia olona manampy ny mpitondra fiangonana kristiana amin'ny fanaovan-draharaha ao am-piangonana isan-toerana. Safidina arakaraka ny finoany sy ny hatsaran'ny fitondran-tenanany ny olona hatao diakra. Izy no miandraikitra ny asa sasany ao amin'ny fiangonana. Avy amin'ny [[teny grika]] hoe διάκονος / ''diakonos'', izay midika hoe "mpan*mpo" ny teny hoe ''diakra'' na ''diakona''. Tsy mitovy lanja na andraikitra ny olona atao hoe ''diakra'' na ''diakôna'' ao amin'ny fiangonana [[Katôlisisma|katôlika]] na [[ôrtôdôksa]] na [[Anglikanisma|anglikana]] na [[Protestantisma|prôtestanta]] na [[Evanjelisma|evanjelika]].
|