Hazo fijaliana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Christian cross.svg|vignette|Hazofijaliana latina]]
Ny '''hazo fijaliana''' na '''hazofijaliana''' na '''lakroalakroà''' dia eva amantarana ny fivavahana [[Kristianisma|kristiana]] amin' ny ankapobeny. EndrikyHeverina ho endriky ny fitaovana [[Fanomboana an'i Kristy|nanomboana an'i Kristy]] ny hazo fijaliana.
 
Tamin' ny taonjato faha-4 no lasa eva sy famantarana ny fivavahana kristiana ny hazo fijaliana, izay noraisin' ny emperona [[Konstantino Lehibe]], araka ny [[lovantsofina]], amin' ny endrika krisma (<big>☧</big>). Tamin' izany vanimpotoana izany sy taorian' ny nahitan' ny renin'ny emperora ny [[relika]]<nowiki/>n' ny "Hazofijaliana Marina" (heverina fa ilay nanomboana an'i [[Kristy]]) no nanombohan' ny fanompoam-pivavahana atao amin' ny hazofijaliana. Nandritra ny taonjato faha-4 sy faha-5 dia nanomboka nanaingo ny trano fivavanana io eva io. Nanomboka tamin' ny taonjato faha-6 dia tafaraka matetika amin' ny sary fanehoana an' i Kristy ny hazo fijaliana.
 
== Jereo koa ==