Kiorda (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:KurdishNoble.jpg|vignette|300x300px]]
Ny '''Korda''' dia vahoaka miteny [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], isan'ny [[vahoaka iraniana]], izay ny ankabeazany [[Finoana silamo|Miozolmàna]] [[Sonisma|sonita]] izay miisa eo anelanelan'ny 30 000 000 sy 40 000 000 izay, monina indrindraindrindra ao [[Torkia]] sy ao [[Iràna]] sy ao [[Iràka]] ary ao [[Siria]].
 
Hatramin'ny taonjato iray izay dia nisy Korda sasany izay nitolona ho amin'ny fizakan-tena mba hahafahan'izy ireo manana ny tanindrazany manokana, dia i [[Kordistàna]]. Ny firenena rehetra izay ahitana fianakaviabe korda dia manohitra fatratra ny fiforonan'ny fanjakana korda sady manahy ny halasananhahalasanan'ny ampahan'ny taimtanim-pireneny. Nisy ny fifindra-monina vao tsy ela izay niteraka ny zanaka am-pielezana (diaspôra) korda izay miely amin'ny firenena rehetra any [[Eorôpa Andrefana]] sy any [[Etazonia]] ary any [[Aostralia]]. Ilay fianakaviambe tao Kabul dia nandao an'i [[Afganistàna]] tamin'ny ady mangotraka niseho tamin'ny faramparan'ireo taona 1970.
 
Miteny amin'ny fitenim-paritra maro mitovitovy ny Korda, dia fiteny avy amin'ny [[fiteny korda]], izay isan'ny [[fiteny iraniana]]. Ny fiteny korda dia mampiasa [[abidy]] avy amin'ny [[abidy arabo]] sy [[abidy latina]], sy karazan'ireo maro hafa koa: ny ao Kordistàna Atsimo sy Atsinana dia miteny sôrany (''sorani''), ny ao amin'ny tapany efatra hafa dia miteny kormanjy (''kurmandji''), ny ao Kordistàna Avaratra miteny [[Fiteny zazaky|zazaky]]. Misy fitenim-paritra hafa koa izay tenenina ao amin'ireo faritra maro ao Kordistàna toy ny [[fiteny lôry]], ny fiteny laky, ny fiteny gôrany, sns.