Fiteny lôry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:A Feyli Lurish Čupi dancer.jpg|vignette|232x232px|Vehivavy lory mandihy]]
Ny '''fiteny lôry''' na '''fiteny lory''' dia [[fiteny]] ao amin'ny fianakaviana [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin'ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin'ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]], vondrom-piteny iraniana madinika ao atsimo-andrefana izay tetenin'ny [[vahoaka lôry]] sy ny vahoaka baktiary izay monina ao amin'ny faritany iranianan'i Lorestan, Ilam, Chahar Mahaal sy Bakhtiari, Kohkiluyeh ary Buyer Ahmad, sy ao amin'ny faritra sasany ao Khuzestan. Mitovitovy amin'ny [[fiteny korda]] io fiteny io.