Tsindrimpeo: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
(Isan'ny singa anavahana teny iray)
 
Aucun résumé des modifications
 
Ny '''tsindrimpeo''' na '''tsindrim-peo''', amin'ny [[haiteny]] sy ny [[fitsipiteny]] dia ny fampivoirana [[vaninteny]] ao amin'ny voanteny amin'ny fampiakarana ny haavony na fampitomboana ny vaikany na fampitomboana ny halavany na amin'ny alalan'y fanakambanana ny roa na telo amin'ireo toetra telo ireo. Misy izany ny tsindrimpeon-kaavo sy ny tsindrimpeom-baika ary ny tsindrimpeon-kalava. Amin'ny fiteny malagasy, ohatra, ny vanteny hoe ''tanana'' (rasam-batana) sy ''tanàna'' (toerana misy trano fonenenana) dia avahan'ny fiovan'ny toerana misy ny vaninteny misy ny tsindrimpeo.
 
Tsy afangaro ny hevitra sy ny zavara tondroina amin'ny hoe ''tsindrimpeo'' (henon'ny sofina) sy ny hoe ''[[Tendro (soratra)|tendro]]'' (mari-tsoratra izaty tsy voatery maneho tsindrimpeo, toy ny [[tendro satroka]] ‹ ◌̂ ›, ny [[tendro miraika havia]] ‹ ◌̀ › ary ny [[tendro miraika havanana]] ‹ ◌́ ›.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Tendro (soratra)]]
28 220

modifications