Fiteny iraniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
tsipelina
Andalana faha-18:
Ny fiteny korda na kordy dia fiteny iraniana andrefana, tenenin'ny vahoaka korda (miia 44 000 000 any ho any) izay monina ao amin'ny faritra malalaka atao hoe Kordistàna, izay mizara amin'i Torkia afovoany sy atsinanana, ao avaratra-andrefan'i Iràna, ao Iràka atsimo ary ao Siria atsimo.
 
=== Ny fiteny farsy sy ny fiteny dary ary ny fiteny tajiky ===
=== sy ===
Ny fiteny f, ny fotny dary ary ny fiteny tajikyarsyfarsy na persàna dia fiteny ôfisialin'i Iràna sy mbe mpiteny indrindra ao amin'io firenena io (ao afovoany, ao afovoany atsimo, ao avaratra atsinanana), ao Afganistàna ary ao Tjikistàna. Ahitana olona miteny azy koa ny ao Bareina, ny ao Katara, ny ao amin'ny Emirata Arabo Mitambatra. Endriky ny fiteny persàna isam-paritra koa ny fiteny dary (fiteny ôfisialy ao Afganistàna), ny fiteny tajiky (fiteny ôfisialin'i Tjikistàna) izay tenina koa ao Kirgizistàna, ao Torkmenistàna, ao Ozbekistàna ary koa ao Kazakstàna.
 
Ny fiteny dary, izay atao hoe fiteny persàna afgàna na fiteny farsy atsinanana, dia endriky ny fiteny persàna (na farsy) teneina indrindraindrindra ao Afganistàna. Ny fiteny tajiky, na fiteny tôjiky, dia endriky ny fiteny persàna (na farsy) tenenina ao Tajikistàna. Mitovitovy amin'y fiteny dary izay samy endriky ny fiteny persàna io fiteny io.