Demôkrasia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Demokrasia ho Demôkrasia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:2019 Democracy index.svg|vignette|400px|]]
ANy '''demokrasiademôkrasia''' (avy amin'ny fiteny grika, izay midika hoe "fanjakan'ny vahoaka") dia karazana [[fitondram-panjakana]] iray.ahitana Ny demokrasia dia rafitra izay ahitana nymisy olona afaka manapa-kevitra mikasika ny fomba tokony hitondrana ny fireneny na ny fikambananyfikambanam-pirenena.
 
Ny tena karazana demokrasiademôkrasia mahazatra dia demokrasiany demôkrasia amin'ny alalan'ny [[solontena]], izay (mpitondra fanjakana) fidian'ny olona (ara-dalàna amin'ny alalan'ny fifidianana), manapa-kevitra mikasika ny lalàna. Atao isaky ny taona vitsivitsy ny fifidianana. Amin'izany fotoana izany dia izay mahazo vato be indrindra no mahery indrindra, mandra-pahatongan'ny fifidianana manaraka.
 
Ny [[antoko politika|antoko pôlitika]] dia ampahany manan-danja ao amin'ny demokrasiandemôkrasian-tsolontena. Anisan'ny mpikambanaMpikambana ao amina antoko poitikapôlitika iray ny mpanao politikapôlitika, fikambanana iombonan'ny mpanao politikapôlitika mitovy hevitra momba ny zavatra tokony hatao. Noho izany, eo amin'ny fifidianana, ny olona dia tsy hifidy fotsiny ny olona iray, fa ho an'ny antoko politikapôlitika iray. Mandalo matetika amin'ny fanamafisana demokratikademôkratika ny fanjakana iray mba hahamarin-toerana ny demokrasiademôkrasia.
 
== Karazana demôkrasia ==
Maro ireony karazana demôkrasia mety misy, fa misy endrika fotonyfototra roa. Ireo endrika roa ireo dia mikasika ny fomba fanatanterahana ny sitrapon'ny olom-pirenena rehetra. Ny ''[[demôkrasia mivantana]]'' dia demôkrasia andraisan'ny olom-pirenena rehetra anjara amin'ny fanapahan-kevitra politikapôlitika. Amin'ny demôkrasia maoderinamôderina dia omena olona vitsy ny fahefana. Ny rafitra mitovitony izay mampikambana ampahan-demôkrasia amin'ny lalàna shariàsarià (silamo) dia antsoina hoe "islamôkrasia".
 
== Tondro ==
Tsy misy fomba famaritana ny demôkrasia iaraha-manaiky, fa ny tondro tena ilaina dia ny fitovian-jo sy ny fahafahana ara-politikapôlitika ary ny fanjakana tan-dalàna. Ireo fototra ireo dia hita taratra amin'ny hoe "samy mitovy zo eo anatehan'ny lalàna ny olom-pireneapirenena rehetra". Ao amin'ny demôkrasia entin-tsolontena dia mitovy lanja avokoa ny vato alatsaka, ary tsy misy famerana diso tafahoatra amin'ny olona izay te ho solontena, ary koa ny fahafahan'ny olom-pirenena manana zo ary fahafahana arovan'ny [[Lalampanorenana|lalàm-panorenanalalàmpanorenana]].
 
Ny fanjakan'ny ampahamaro lehibean'isa indrindra ihany koa no lazaina fadia anisan'ny tondron'ny demôkrasia. Noho izany,Izany dia mamela ireo antoko politikapôlitika kelymadinika ho voagejan'ny "antoko politikapôlitika lehibe", rehefa tsy misy ny fiarovana ny zon'ny olon-tokana na fikambanan'olona.
 
== Jereo koa ==