Faritra Sofia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-12:
}}
 
Ny '''Faritra Sofia''' dia faritra [[malagasy]] any [[avaratra]] andrefan'i [[Madagasikara]] ao anatin'ny faritany [[Faritanin'i Mahajanga|faritany Mahajanga]], mizara amin'ny sisintany faritra [[faritra Boeny|Boeny]] amin'ny tapany andrefana, avatra mizara amin'ny faritra [[faritra Diana|Diana]] ary atsinana dia mizara amin'ny sisintany faritra [[Alaotra-Mangoro]]. Ny renivohitra ny faritra io dia [[Antsohihy]], manana [[mponina]] miisa 940 800 tamin'ny taona 2004, ary mirefy 52 504 km2 ny fivelarany. Manana [[disitirika]] 7 ary manana [[kaominina]] 108 izy.
 
== Jeografia ==