Fanandroan-kintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''fanandroan-kintana''' dia [[fanandroana]] miankina tanteraka amin'ny [[kintana]] na ny [[antokon-kintana]] ('''[[antokon-kintan'ny zodiaka'''zôdiaka]] indrindra) izay azo jerena tokoa eny amin'ny lanitra. Mety ho ny maso fotsiny no enti-mijery izany mivantana na amin'ny alalan'ny fampiasana fitaovana moderna. Miankina amin'ny '''[[zodiakan-kintana''']] ny fanandroan-kintana. Io no fanandroana ampasain'ny firenena aziatika (ny fanandroana indiana atao hoe Jyoyish, ohatra) sy ampahany kely amin'ny mpanandro any amin'ireo [[Tandrefana]]. Lasa nalaza tao amin'ireo mpanandro tandrefana io karazam-panandroana io tamin'ny taona 1940 vokatry ny asa soratr'ilay Irlandey atao hoe Cyril Fagan. Atsidika dieny mialoha fa ny [[fanandroana malagasy]] mampiasa anaram-bolana avy amin'ny teny arabo tao Imerina dia tsy fanandroan-kintana fa fanandroam-bolana. Misy karazany roa ny fanandroan-kintana, dia ny fanandroana araka ny antokon-kintan'ny zodiaka sy ny fanandroana araka ny zodiakan-kintana.
 
== Ny antokon-kintanan'ny zodiaka ==