Faritra Sofia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
manitsy ny fampahalalana mba hisian'ny kajin'ny kakitroky ny mponina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-17:
Ny faritra sofia dia valahan'ny sahan-drano avaratra andrefana sy ny afovoantan'i Madagasikara. Manana fivelarana mirefy 52 504 km2 ary ny mponina 940 800 eo. Any amin'ny tapany atsimo atsinana disitirikan'i [[Mandritsara]] dia tena ahitana [[orana]] matetika.
== Tantarany ==
Faritra sofia dia faritra ipetrahan'ireo [[foko]] [[tsimihety]],
{{...}}
 
== Fitsinjarana ==
Mitsinjara toy izao manaraka izao ny disitirakadisitrika sy ny kaominina ao amin'ny faritra sofia :
*[[Distrikan'Analalava]] (13 kaominina)
*[[Distrikan'Antsohihy]] (12 kaominina)
*[[Distrikan'i Bealanana]] (13 kaominina)
*[[Distrikan'i Befandriana Avaratra]] (12 kaominina)
*[[Distrikan'i Boriziny]] (15 kaominina)
*[[Distrikan'i Mampikony]] (10 kaominina)
*[[Distrikan'i Mandritsara]] (28 kaominina)
 
== Toekarena ==