Distrikan' i Farafangana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Farafangana district.png|vignette|292x292px|Ny distrikan'i Frafangana ao amin'ny Faritra Atsimo-Atsinanana.]]
Ny '''Distrikan'i Farafangana''' dia distrika ao amin'ny [[Faritra Atsimo-Atsinanana]] eto [[Madagasikara]] ao amin'ny [[Faritanin'i Fianarantsoa]] izay manana velarana 4 763 <abbr>km<sup>2</sup></abbr>. Ny tanànan'i Farafangana ao amin'ny [[Kaominina Farafangana]] no renivohiny sady renivohitr'io faritra io. Misy [[Kaominina ao Madagasikara|kaominina]] an-drenivohitra iray sy kaominina ambanivohitra 31 ny ao amin'io distrika io. Manana kolotsaina antefasy ny ankamaroan'ny mponina ao. Tamin'ny taona 2001 dia nisy mponina 207 167 tao amin'ny Distrikan'i Farafangana, ka 43 mponina/km<sup>2</sup> ny hakitroky ny mponina amin'izany.
 
== Jereo koa ==
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Atsimo-Atsinanana
 
* [[Distrikan'i Befotaka Atsimo]]
* [[Distrikan'i Farafangana]]
* [[Distrikan'i Midongy-Atsimo]]
* [[Distrikan'i Vangaindrano]]
* [[Distrikan'i Vondrozo]]