Zelôta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Zelota ho Zelôta i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''ZelotaZelôta''' dia firehana na antoko ara-politika sy ara-[[Jodaisma|pivavahana jiosy]] izay nalaza tamin'ny fanoherana ny RomanaRômana tao [[Jodea]] (na Jodia) tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. ka namporisika ny vahoaka [[jiosy]] tao amin'ny faritanin'i Jodea hikomy amin'ny Fanjakana romanarômana sady handroaka azy amin'ny alalan'ny fitaovam-piadiana. Ireo ZelotaZelôta ireo no lohany tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny [[Fikomiana lehibe nataon'ny Jiosy|Fikomiana lehibe]] (hebreo: המרד הגדול / ''ha-Mered ha-Gadol'') nataon'ny Jiosy tamin'ny taona 66 hatramin'ny taona 70 taor. J.K.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''ZelotaZelôta'' dia avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ζηλωτής / ''zêlôtês'' (raha tokana) sy ζηλωταί / ''zêlôtai'' (raha maro). Atao hoe ''קנאים'' / ''Qana'im'' izany amin'ny [[teny hebreo]]. Ny teny hoe ''zelotazelôta'' dia ilazana "izay mafana fo" ho an' Andriamanitra sy ho an'ny [[Torah|Tôrah]].
 
== Tantaran'ny ZelotaZelôta ==
Ny ZelotaZelôta dia niseho ho vondrona politika miavaka tamin'ny andron'i [[Heroda Lehibe|Herôda Lehibe]] (nanapaka teo anelanelan'ny taona 37 sy 4 tal. J.K.). Nantsoina hoe ''Galileana'' (na ''Galiliana'') koa izy ireo. Tamin'ny taona 6 taor. J.K., rehefa notapahin'ny governemanta mivantana i Jodea ka nandidy i Koirinio (na Kirinio na Kireniosy, izay jeneraly sy mpandraharaham-panjakana romanarômana) ny tsy maintsy hanaovana fanisam-bahoaka mba hamaritana ny hetra halaina. Izany fanisam-bahoaka izany dia fandikana zavatra andrarana ao amin'ny [[Baiboly]] (Andriamanitra irery ihany no afaka manisa ny fanahin'olombelona).
 
Niantso ho amin'ny fikomiana ny ZelotaZelôta notarihin'i Jodasy avy any Galilea. Ny fanekena ny fahefan'ny emperora romana, izay [[jentilisa]] mpanompo sampy, hoy izy ireo, dia midika fandavana ny fahefan'Andriamanitra sady fanekena ny fanandevozana. Amin'izy ireo dia fandotoana ny Tany nampanantenaina ny fisian'ny RomanaRômana ao Palestina. Ny fikomiana nataon'ny ZelotaZelôta tamin'ny taona 6 taor. J.K. dia nalaky nitsahatra noho ny famaizana. Maro amin'izy ireo no novonoina, ka isan'izany angamba i Jodasy Galileana, nefa ny hafa nanohy nitory ny fanoherana tanteraka ny RomanaRômana.
 
Nihamafy ny fanoherana ka nisy antokon'ny ZelotaZelôta atao hoe Sikary (na Sikera) izay nampiasa ny asa fampihorohoroana ka namono RomanaRômana sy Jiosy heveriny na nahiahiny fa niray tsikombakomba tamin'ny manampahefana romana. Nesorin'ny Zelota ilay voromahery volamena nataon'i Heroda teo amin'ny [[Tempoly Faharoa]].
 
Ny iray amin'ny mpianatr'i Jesosy[[Jesoa]] atao hoe [[Simona Zelota|SimonaSimôna]], dia isan'ny ZelotaZelôta (Lioka 6.15). Araka an'i [[Flavio Josefa|Flavio Jôsefa]], ny ZelotaZelôta dia nandray anjara lehibe tamin'ny famporisihana sy ny fanohanana ny tolom-bahoaka jiosy hanoherana ny RomanaRômana izay nanomboka tamin'ny taona 66 taor. J.K. Na dia nanohy ny fanenjehana sy ny famonoana ny antoko jiosy hafa aza ny Zelota, dia niaro amin-kerim-po an'i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] ambara-pahatongan'ny faharavan'io tanàna io tamin'ny taona 70 taor. J.K.
[[Sary:Israel-2013-Aerial 21-Masada.jpg|vignette|224x224px|Sarin'i Masada nalaina teny ambony]]
Nanohitra sy niady tamin'i Tito (emperora romanarômana) amin-kerim-po izy ireo nandritra ny fahirano sy taorian'ny nahazoan'ny RomanaRômana an'i Jerosalema tamin'ny taona 70 taor. J.K. Tapa-kevitra ny RomanaRômana nanombo tamin'ny [[hazo filalianafijaliana]] ireo izay efa migadra any am-ponja. Nisy koa vondrona zelotazelôta niaro ny tobim-pamaharana jiosy atao hoe [[Masada]] (hebreo: מצדה / ''Mitsada'') izay nataon'ny tafika romanarômana fahirano hatramin'ny taona 73 taor. J.K. sady nisafidy ny famonoan-tena toy izay hitolo-batana. Maro ny nisafidy ny hiaraka mamono tena tamin'ny alalan'ny fitrobaran-tena tamin'ny fitaovam-piadiana, na tamin'ny alalan'ny fianjerana avy eny amin'ny tobin'i Masada.
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-27:
 
* [[Nazoreana]] na Nazareana
* [[Zelota]]
* [[Mpanoradalàna]]
* [[EbionitaEbiônita]]
* [[Elkasaita]]
* [[Hasideana]]