Aostralia Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « 200px|Aostralia Andrefana|ankavanana|thumb Ny '''Aostralia Andrefana''' (amin'ny fiteny anglisy '''Western Australia''' i… »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 29 Jolay 2020 à 12:51

Ny Aostralia Andrefana (amin'ny fiteny anglisy Western Australia izay afohezina hoe WA) dia faritany mizaka tena maka ny ampahany andrefan'i Aostralia. Manana morontsiraka amin'ny Ranomasimbe Indianina ary ny Ranomasimbe Atsimo. Ireo faritany mizaka tena mizara sisintany aminy dia ny Tany Avaratra ary ny Aostralia Atsimo. Ny renivohiny ary ny tanàna lehibe indrindra dia Perth.

Aostralia Andrefana