Fanahy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanahy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fanahy''', araka ny karazam-pinoana sy [[fivavahana]] maro, dia zavatra manan-tsitrapo nefa tsy azo tsapain-tanana, izay mety ho hitan'ny maso indraindray, ka heverina fa manana hery tsy araka ny mahazatra, sady mety hampianjady ny hery sy ny fahefany amin'ny tontolo tsapa. Fanahy, ohatra, ny [[Fanahin'ny vatana|fanahin'ny olona maty]], ny [[demony]], ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]], ny [[matoatoa]], ny [[anjely]], sns. .