Fianakaviam-piteny na-dene: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Fianakaviam-piteny any Amerika |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Na-Dene langs.png|vignette|323x323px|Fitsinjaran'ireo fiteny na-dene talohan'ny nahatongavan'i Kristofera Kolombo tany Amerika.]]
Ny '''fiteny na-dene''' dia [[fianakaviam-piteny]] [[amerindiana]] izay tenenina indrindra ao [[Alaska]] sy ao amin'ny faritra andrefana ao [[Kanada]], ary ao amin'ny faritra atsimo-andrefana ao [[Etazonia]]. Ahitana ny sampam-piteny atapaskana sy ny sampam-piteny eiaka ary ny sampam-piteny tlingita.
== Jereo koa ==
=== Fianakaviam-piteny lehibe ===
* [[Fianakaviam-piteny afrô-aziatika]]
* [[Fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley]]
* [[Fianakaviam-piteny nilô-sahariana]]
* [[Fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]]
* [[Fianakaviam-piteny altaika]]
* [[Fianakaviam-piteny oraliana]]
* [[Fianakaviam-piteny dravidiana]]
* [[Fianakaviam-piteny sinô-tibetana]]
* [[Fianakaviam-piteny aostrôaziatika]]
* [[Fianakaviam-piteny aostrôneziana]]
* [[Fianakaviam-piteny hmông-miena]]
* [[Fianakaviam-piteny tay-kaday]]
* [[Fianakaviam-piteny japônika]]
* [[Fianakaviam-piteny na-dene]]
* [[Fianakaviam-piteny eskimô-aleota]]
=== Vondrom-pianakaviam-piteny ===
* [[Vondrom-piteny kôisàna]];
* [[Vondrom-piteny kaokaziana]]
* [[Vondrom-piteny paleo-siberiana|Vondrom-piteny paleô-siberiana]];
* [[Vondrom-piteny papoa]];
* [[Vondrom-piteny amerindiana]];
* [[Vondrom-pitenin'ny tompontanin'i Aostralia]];
* [[Vondrom-piteny any Andamàna]].
|