Pitagôra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Pythagore ho Pitagôra i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
I '''Pitagôra''' dia mpanitsy fivavahana sy filôzôfa presôkratika tao Grisia izay mety teraka tokony tamin'ny taona 580 tal. J.K. tao Samôsy, izay nosy ao amin'ny [[Ranomasina Egea]] ao atsimon'i tanànan'i [[Atenay]]. Tamin'ny taona 495 tal. J.K no heverina fa nahafatesany tamin'ny faha-85 taonany. Matematisiana sy mpahay siansa koa izy araka ny lovantsofina taty aoriana.
{{infobox olona
 
|sary=
Atao hoe Πυθαγόρας / ''Pythagóras'') ny anarany amin'ny [[teny grika]]. Ny anaran'i Pitagôra amin'ny tenygrika sia azo rasainba hoe ''pyth-agoras'' izay mlidika hoe "nolazain'ny [[Pitia]] mialoha" tamin'ny nanambaran'ny rainy ny hahaterahany raha nandeha tany tany [[Delfôy]] (na Delfa) ny rainy.
|anarana=Pythagore
 
|teraka=-570
Ny fiainan'i Pitagôra izay feno zava-miafina dia tsy ahafahana manazava firy ny tantarany. Malaza ho mpanao fahagagana koa izy. Tsy mba namela soratra izy ary ireo tononkalo misy andalana 71 izay lazaina fa nosoratany dia tsy marina fa [[Apôkrifa (literatiora)|apôkrifa]] ka manambara ny fivoarana goavan'ny angano momba azy.
|maty=-495
 
|firenena=Grisy
Ny [[neôpitagôrisma]] anefa dia ahitana famelabelarana ny fanan'ny isa heviny ara-panahy, izay efa hita tao amin'ny fisain'i Pitagôra. I [[Herôdôtesy]] (na Herôdôta) dia milaza azy ho "iray amin'ireo olona lalim-pandinihana tao Grisia, i Pitagôra olon-kendry". Araka an'i [[Heraklida avy any Pônto]] dia olona voalohany nilaza ny tenany ho "filôzôfa" i Pitagôra. I [[Siserôna]] kosa dia nitaitra ilay fitantarana nilaza fa i Pitagôra no namorona ny teny hoe filôzôfa ([[Teny grika|grika]]: φιλόσοφος / ''philosophos'') izay midika ara-bakiteny hoe "mpitia fahendrena".
|mpiaraka=
|asa=
 
* [[mpanao matematika]]
* [[filôzôfy]]
* [[mpanao politika]]
|taona niasàna=
}}
'''Pythagore''' dia mpanao matematika, filôzôfy, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i [[Grisy]] teraka ny -570 ary maty ny -495
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]