Rehôbôama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
I [['''Rehoboama]]''' na [[Rehoboama|'''Roboama]]''' dia mpanjakan[[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|'i Israely]] fony ity fanjakana ity mbola tsy nivaky taorian'ny nahafatesan'i [[Solomona]] (na Salômôna) rainy izy (taona 932 tal J.K.) ary lasa mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] taorian'izany (nifarana tamin'ny taona 915 tal. J.K.). Izy no niteraka ny fisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] ho fanjakana roa tsy nifanaraka, araka ny voalaza ao amin'ny [[Baiboly]]. Resahina indrindra ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpanj. 12–14) sy ny [[Boky faharoan'ny Tantara]] (2Tant. 10–12) ny ady maharitra nifanaovan'ny fanjakan'i Jodà tarihin'i Rehoboama sy ny fanjakan'i Israely tarihin'ny mpanjaka [[Jeroboama I|Jeroboama]].
 
== Ny anarany ==