Sora-tsikidy malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''sora-tsikidy''' dia ny endrika alain'ny tsanganan-tsikidy na andalan-tsikidy arakaraka ny filaharana sy ny isan'ny voan-tsikidy mamornamamorona azy. Samy manana ny anarany ny sora-tsikidy tsirairay araka ny isa sy ny fipetraky ny voa ao aminy. Izany dia tsy miankina amin'ny toerana misy ilay tsanganana na andalana ao amin'ny fàfana. Noho izany, na dia samy ''Tale'' ohatra dia tsy voatery hitovy ny isa sy ny filaharan'ny voa ao aminy. Ireo anarana ireo dia avy amin'ny [[teny arabo]] nefa efa nampifanarahin'ny Malagasy amin'ny firafitry ny feon-teniny sady matetika dia very ny tena fifandraisany ka indraindray mifandiso. Izany fifandisoana izany dia hita koa na amin'ny samy [[teny malagasy]] aza.
 
== Ny anaran'ny sora-tsikidy ==