Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:PersianGulf vue satellite du golfe persique.jpg|vignette|Sarin'ny Helodrano Persika azo an-tsatelita. ]]
Ny '''Helodrano Persika''' dia [[helodrano]] ao amin'ny [[Ranomasimbe Indiana]] mihazo ny morontsirak'i [[Omàna]], ny [[Emirata Arabo Mitambatra]], i [[Arabia Saodita]], i [[Katara]], i [[Bareina]], i [[Koety]], i [[Iràka]] ary i [[Iràna]].
 
Tokony ho 233 000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany ny [[vinany]] ivarinan'ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), izay fifanenan'ny ony [[Tigra (ony)|Tigra]] sy [[Eofrata]].