Kaokazy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra jeografika anelanelan'i Eoropa sy Azia
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Caucasus topographic map-en.svg|vignette|405x405px|Sarin-tanin'i Kaokazy maneho ny fikitoantoanana]]
I '''Kaokazy''' na '''Kaokazia''' na '''Kavkazy''' na '''Kavkazia''' dia faritr'i Eorazia be tendrombohitra izay mitandavana eo amin'ny 1 200 km, avy any amin'ny andilan-dranopmasindranomasin'i Kertch ([[Ranomasina Mainty]]) ka hatrany amin'ny saikanosin'i Apcheron ([[Ranomasina Kaspiana]]).
 
Amin'ny [[teny rosiana]] dia atao hoe Кавказ / ''Kavkaz'' i Kaokazy, amin'ny [[teny jeorjiana]] dia atao hoe კავკასია / ''Kawkasia'', amin'ny [[teny armeniana]] dia atao hoe ''Կովկաս'' / ''Kovkas,'' amin'ny [[teny azerbaijaney]] dia atao hoe ''Qafqaz'', amin'ny [[teny torka]] dia atao hoe ''Kafkas,'' amin'ny [[teny persana]] dia atao hoe ''قفقاز‎'' / ''Qafqāz.''