Valanaretin' ny Covid 19 eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-11:
 
=== Fifamoivoizana mampifandray amin'ny any ivelany ===
Ny fizahan-tany sy fitaterana an'habakabaka sy an-dranomasina mampitohy an'i Madagasikara amin'ny any ivelany dia mbola nalalaka nandritra ny fotoana efa nahafantaran'ny maro fa tsy mitsaha-mimitombomitombo ny isan'ny firenena idiran'ilay valanaretina coronavirus. Nivezivezy tsy niato ny fiaramanidina mitondra vahiny sy Malagasy mankaty Madagasikara sy mankany ivelany. Maro ny Malagasy tsotra nitaky sy niangavy ny fanakatonan'ny fanjakana ny sisin-tanin'i Madagasikara, ka any amin'ny tambajotran-tserasera no nahitana izany fitakiana izany betsaka. Raha maro ny Malagasy natahotra ny hidiran'izany aretina izany eto Madagasikara dia misy koa ireo nihevitra fa tahotra tsy marim-pototra loatra izany fa miforona noho ny vaovao tsy marina misy mampiely<ref><small>"[https://mada-actus.info/sante-et-bien-etre/coronavirus-madagascar-peur-malgaches/ Coronavirus & Madagascar : notre crainte est plus contagieuse que le virus]", ''Mada Actus.Info'', 11 Marsa 2020.</small></ref>.
 
Nivezivezy tsy niato ny fiaramanidina mitondra vahiny sy Malagasy mankaty Madagasikara sy mankany ivelany. Maro ny Malagasy tsotra nitaky sy niangavy ny fanakatonan'ny fanjakana ny sisin-tanin'i Madagasikara, ka any amin'ny tambajotran-tserasera no nahitana izany fitakiana izany betsaka. Maro ireo Malagasy niangavy ny fanjakana malagasy mba hakatona ny sisin-tanin'i Madagasikara, ka any amin'ny tambajotran-tserasera no nahitana izany fitakiana izany betsaka. Raha maro ny Malagasy natahotra ny hidiran'izany aretina izany eto Madagasikara dia misy koa ireo nihevitra fa tahotra tsy marim-pototra loatra izany fa miforona noho ny vaovao tsy marina misy mampiely<ref><small>"[https://mada-actus.info/sante-et-bien-etre/coronavirus-madagascar-peur-malgaches/ Coronavirus & Madagascar : notre crainte est plus contagieuse que le virus]", ''Mada Actus.Info'', 11 Marsa 2020.</small></ref>.
 
=== Ny hevitr'ireo mpanao politika ===
 
==== Fanairana nataon-dRavalomanana ====
Nilaza ny tokony hanidiana ny sisintany ny ny filohan'ny antoko [[Tiako i Madagasikara]] (TIM) sady filoha-pirenena teo aloha [[Marc RavaloananaRavalomanana]] tamin'ny 11 Marsa 2020 araka izao teniny izao: "Ny mpitondra no tomponandraikitra voalohany amin'ny fiarovana ny vahoaka, koa manaitra sy manao antso avo aminareo aho amin'ny maha raiamandreny ahy eto amin'ny firenena ny mba handraisana fepetra hentitra sy haingana ny tokony hanidiana ny sisitanin'i Madagasikara, indrindra ho an'ireo sidina avy amin'ireo firenena efa voakasikivoakasik'ity valanaretina coronavirus ity. Marefo ny firenentsika manoloana izany zava-doza izany ka tsy maintsy hentitra ny fepetra tokony ho raisina."
 
==== Nanontany ny hevitry ny Governemanta ny Solombavambahoaka ====
Noho izany rehetra izany dia nampiantso ireo minisitra misahana ny fahasalamam-bahoaka, ny fizahan-tany, ny fitaterana ary ny famantarana ny toetrandro ny SolombavambahoakaSolombavam-bahoaka tamin'ny 12 Marsa 2020 tao Tsimbazaza mba hahazo fanazavana momba ny fomba hiarovana an'i Madagasikara tsy hidiran'ilay valanaretina<ref><small>"Coronavirus, tsy filaminana: Nampanantsoin’ny depiote ireo minisitra tompon’andraikitra" in ''La Gazette de la Grande Ile'', 12 Marsa 2020;</small> </ref>. Nanome toky ireo minisitra ireo fa voafehy tsara ilay aretina satria mbola tsy misy olona heno fa marariny hatramin'io andro io. Ny solombavam-bahoaka avy amin'ny mpanohitra (indrindra ny avy ao amin'ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) no lohalaharana tamin'izany. Nanamafy hatrany ny fanapahan-keviny ny tsy hanidy ny sisin-tany anefa ny governemanta malagasy sady nanome toky fa hahavoafehy an'ilay valanaretina noho ny fahavononan'ny ho enti-manana amin'izany sy ny fanohanan'ny mpaiara-miombona antoka.
 
=== Fanakatona amin'ny ampahany ny sisintany ===
Nanao kabary momba ny fiarovana an'i Madagasikara tsy hidiran'ny coronavirus ny filoham-pirenena [[Andry Rajoelina]] tamin'ny 14 Marsa 2020, ka sanisan'ny voalazany ny fampiatoana ny sidina rehetra avy any ivelany ([[Italia]], [[Espaina]], [[Frantsa]], [[Alemaina]] sy ny sisa) manomboka amin'ny 15 Marsa 2020 mandritra ny telopolo andro, nefa avela hiditra ny fiaramanidina mitondra Malagasy sy vahiny monina eto Madagasikara avy any ivelany mandra-pahatongan'ny 19 Marsa 2020, voaresaka koa ny tsy andraisana intsony ireo sambo mpitondra olona nanomboka tamin'ny 14 Marsa 2020.
 
Tamin'ny volana Marsa 2020 ny [[Fikambanana erantanin'ny fahasalamana|OMS]] tamin'ny alalan-dramatoa Charlotte Faty Ndiaye, izay solonteny eto Madagasikara, dia nampita ny hafatry ny OMS fa tsotra ny fiadiana amin'ny coronavirus, dia ny tsy fitangoronan'ny olona, ary ny tsy fahampian'ny fampahalalam-baovao sy fanentanana no tena olana. Nilaza koa izy fa voaomana ny fiatrehana ny coronavirus eto Madagasikara,. ay nanomeNanome vola mitentina 3 700 000 dôlara (avy amin'ny Banky iraisam-pirenena) hiatrehana ny coronavirus ny OMS, ka isan'ny nampatoky ny fitondram-panjakana izany <ref><small>"[http://madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/7449-andry-rajoelina-kabary-manontolo-an-tsoratra-mombanny-coronavirus.html Andry Rajoelina. Kabary manontolo an-tsoratra momban'ny coronavirus]", in ''MAdagate'', 15 Marsa 2020.</small></ref>. Nanampy koa izy fa ny mety ho vokatra ara-tsosialy sy ara-toekaren'ny fanakatonana sisin-tany no ratsy kokoa. Noho izany, araka ny hafatry ny OMS dia tsy tokony hakatona tanteraka ny seranam-piaramanidina eto Madagasikara mba tsy hampikatso ny toekarena izay hita fa mihamandroso. Izany no mbola naharesy lahatra ny fitondram-panjana namela ny fitaterana an'habakabaka mampitohy an'i Madagasikara amin'ny firenena vitsy toa an'i Frantsa.
 
Hatramin'ny 14 Marsa ny fitondram-panjakana dia nanao izay hampitony ny tahotry ny vahoaka fa mbola tsy tonga eto Madagasikara ny coronavirus ary manao izay ho afany hiarovana ny ain'ny Malagasy ny mpitondra amin'ny alalan'ny fandraisana fepetra isan-karazany mifandraika amin'izany miampy ny fanohanan'ireo mpiara-miombona antoka amin'i Madagasikara.
Ligne 35 ⟶ 33 :
=== Ireo olona tratra voalohany ===
[[Sary:144dt - Air France Cargo Boeing 747-200F, F-GCBH@CDG,10.08.2001 - Flickr - Aero Icarus.jpg|vignette|278x278px|Fiaramanidin'ny Air France]]
Vehivavy teotelo avy any Frantsa no nolazaina tamin'ny fomba ofisialy fa voan'ilay valanaretina vokatry ny coronavirus eto Madagasikara, araka ny fanambaràn nataon'ny filoham-pirenena malagasy [[Andry Rajoelina]] tamin'ny 20 Marsa 2020. Tsy niara-tonga ireo vehivavy ireo fa ny iray (41 taona) dia efa tonga tao amin'ny [[seranam-piaramanidina Ivato]] tamin'ny 17 Marsa 2020 niaraka tamin'ny fiaramanidina ''Air France 934'', ny iray hafa (19 taona) tonga tao tamin'ny 18 Marsa rehefa avy nandalo tao [[Maorisy]] sady niaraka tamin'ny fiaramanidina maorisiana ''Air Mauritius MK 288'', ary ny fahatelo kosa (45 taona) tonga teto tamin'ny 19 Marsa 2020 niaraka tamin'ny fiaramanidina A''ir Mad MD 051''<ref><small>"[https://actu.orange.mg/officiel-trois-premiers-cas-de-coronavirus-a-madagascar/ Officiel, trois cas de Coronavirus à Madagascar"], in ''Orange Madagascar''. 20 Masa 2020.</small></ref> <ref><small>[http://www.midi-madagasikara.mg/a-la-une/2020/03/21/declaration-dandry-rajoelina-3-passageres-malgaches-contaminees-par-le-coronavirus/ "Déclaration d’Andry Rajoelina : 3 passagères malgaches contaminées par le Coronavirus"], ''Midi Madagasca''r, 21 Marsa 2020</small></ref>''.''
 
Nisy olona sivy hafa indray no fantatra tamin'ny 23 Marsa 2020 fa voan'ny coronavirus, araka ny fanambaràna ofisialy nataon'ny filoham-pirenena, ka nampitombo roa ambin'ny folo ny isan'ny olona tratran'ilay valanaretina valanaretina eto Madagasikara izany.<ref><small>"[http://www.midi-madagasikara.mg/a-la-une/2020/03/23/9-nouveaux-cas-de-coronavirus-confinement-total-et-couvre-feu-pour-tana-et-tamatave/ 9 nouveaux cas de Coronavirus : Confinement total et couvre feu pour Tana et Tamatave]", ''MidiMadagascar,'' 23 Marsa 2020.</small></ref>. Ny sidina ''Air France AF934'' no nitondra azy ireo: vehivavy malagasy efatra (43, 54, 58 ary 61 taona), lehilahy malagasy roa (44 sy 60 taona), lehilahy frantsay iray monina eto Madagasikara (60 taona), lehilahy gineana iray monina eto Madagasikara (55 taona), lehilahy hafa iray koa (58 taona). Nandritra ny fotoana namelana ireo fiaramanidina samihafa amin'ny sidina avy any Frantsa ireo no nahatafiditra ireo olona ireo fa tsy indray mandeha.
 
Raha toa ka natoka-monina mandritra ny dimy ambin'ny folo andro ny ankamaroan'ireo mpandeha tamin'ny sidina avy any ampita dia tsy vitsy koa ireo nozahana mari-pana dia nalefa nody ka atahorana hampiely ilay aretina satria tsy fantatra na mitondra ilay tsimokaretina izy ireo na tsia na dia ambany aza ny maripanany tamin'ny andro nahatongavany.