Fiteny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
nanala soratra voapetaka indroa
Ji-Elle (dinika | fandraisan'anjara)
+vidéo Wikitongues
Andalana faha-8:
|mpandamina = [[Akademia Malagasy]]
}}
[[File:WIKITONGUES- Candy speaking Malagasy.webm|thumb|Fiteny malagasy]]
 
Ny [[fiteny malagasy|'''fiteny''' '''malagasy''']] dia [[tenim-pirenena|tenim-pirene]]n'ny Repoblikan'i Madagasikara. Ny teny malagasy dia ao amin'ny fianankavian-tenin'ny [[Fiteny barito|teny barito]] (ao amin'ny [[Fiteny aostroneziana|teny aostronezianina]]). Any [[Banjarmasin]], nosin'i [[Kalimantan]] ([[Indonezia]]) no foiben'ny fiteny barito. Ny teny akaikikaikin'ny teny malagasy ankehitriny dia ny [[Fiteny maaniany|fiteny maaniany]]. Misy koa ny [[Fiteny samihima|fiteny samihima]] sy ny [[Fiteny dosona deiaha|fiteny dosona deiaha]] sns. Ny [[fiteny malay]] izao no teny miasa eo amin'io nosy io. Araka ny antontanisan'ny [[Akademia Malagasy|Akademia malagasy]] dia ny 83,61% dia tsy miteny afatsy ny teny malagasy<ref><small>http://www.lexpressmada.com/5156/print-article-32163.html [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.lexpressmada.com%2F5156%2Fprint-article-32163.html archive]]</small></ref>.