Amilenarisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Finoana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''amilenarisma''' dia fampianarana izay manambara fa tsy ara-bakiteny ny arivo taona hanjakan'i [[Jesosy Kristy]] eto antany amin'ny [[Fiaviana fanindroany|fiaviany fanindroany]]. Ny fanjakana arivo taona dia ampitovizin'ny amilenarista amin'ny fanjakana mandrakizay, araka izay hita ao amin'ny toko faha-21 sy faha-22 ao amin'ny [[Apokalipsin'i Joany|Apokalipsy]]. Isa am-panoharana ihany ny isa 1000 resahina ao amin'ny Apokalipsy. Fanjakana ara-panahy ny fanjakan'i Jesosy Kristy fa tsy fanjakana eto an-tany ara-nofo. Mifanohitra amin'ny [[milenarisma]] (izay manana endrika roa, dia ny [[premilenarisma]] sy ny [[postmilenarisma]]) ny amilenarisma. Amilenarista ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]], ny [[Kristianisma ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]], ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]], ny [[Fiangonana nohavaozina|Fiangonana nohavaozina,]] ny [[Metodisma|Fiangonana metodista]] ary ny [[Loteranisma|Fiangonana loterana]].
 
Indreto ireo andalana ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] miresaka ny amin'ny arivo taona hanjakan'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] eto an-tany: