Batisma: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Sora-matevina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Culto Igreja da Lagoinha.jpg|vignette|349x349px]]
Ny '''
Manome anjara toerana lehibe ny [[Baiboly]] ny Fingonana batista. Omeny lanja koa ny fahateraham-baovao, ny batisan'ny olon-dehibe, ny famitana iraka amin'ny fitoriana ny Filazantsara, ny fanoloran-tena ara-pitondrantena amin'ny fiainana. Mizaka tena ny fiangonana tsirairay isan-toerana, misaraka ny fahefan'ny Fiangonana sy ny Fanjakana, ny fitambaran'ny mpino rehetra no tompon'ny fahefana amin'ny fampandehanana ny fiangonana ka tsy miavaka loatra ny sokajin'olona atao hoe "mpitondra fiangonana". Izany no atao hoe "[[kongregasionalisma]]".
== Tantarany ==
Ny
Noho ny faharesen-dahany, izay itoviany amin'ireo [[Poritanisma|Poritana]] sy [[Kongregasionalisma|Kongregasionalista]], dia nisaraka tamin'ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] izy ka nifindra tany Holandy tamin'ny taona 1607 niaraka tamina mpino sasany nitovy fiheverana ny [[Baiboly]] taminy<ref><small>Jean Séguy, ''Encyclopædia Universalis'', [http://www.universalis.fr/encyclopedie/baptisme/ BAPTISME] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.universalis.fr%2Fencyclopedie%2Fbaptisme%2F tahiry]], notsidihina 21/08/2016.</small></ref>. Tamin'ny taona 1609, taona heverina fa niorenan'ilay fihetsiketsehana batista,dia mpino 36 no natao batisa<ref><small>Winthrop S. Hudson, ''Encyclopédie Britannica'', [https://www.britannica.com/topic/Baptist Baptist] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.britannica.com%2Ftopic%2FBaptist tahiry]], notsidihina 21/08/2016</small></ref>.
|