Empira Ôtômàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Ottoman Empire 16-17th century-fr.svg|vignette|354x354px|Fara-fiitaran'ny Empira otomàna tamin'ny taonjato faha-16 sy faha-17.]]
Ny '''Fanjakana ôtômàna''' na '''Empira ôtômàna''' dia fanjakana na empira natsangan'ny fianakavia-mpanjakan'ny Torka ogozy, izay naharitra hatramin'ny fotoana aloha kelin'ny fipoahan'ny [[Ady Lehibe Voalohany]]. Teo anelanelan'ny taonjato faha-14 sy ny taona 1923 no nisian'izany fanjakana izany. Noravàn'ny Ôtômàna ny [[Seljokida|fanjakana seljokida]]<nowiki/>n'i [[Anatolia|Anatôlia]] sy ny [[Empira Bizantina|Empira bizantina]] mba hananganany ny Empira osmanly (na ôôtômàna). Lasa empira ny soltatanô ôtomana taorian'ny fanafihan'nÔ ôtomàna an'iôKonstantônôoisyla tamin'ny 1453.
 
tômàna). Lasa empira ny soltatanô ôtomana taorian'ny fanafihan'nÔ ôtomàna an'iôKonstantônôoisyla tamin'ny 1453.
 
Nanambatra ny herin'ny kalifata arabo sy ny tanjaky ny Bizantina io fanjakana io, ka lasa nampitohy kontinenta telo rehefa tafapaka tamin'ny fara tampon'ny tanjany. Niitatra hatrany [[Eoropa]] hatrany amin'ny sisin-tany manelanelana an'i [[Aotrisy]] amin'i [[Hongaria|Hongria]] sy any [[Azia]] hatrany [[Persia]], ka hatrany amin'ny morontsiraka adrefana sy atsinanan'ny [[Ranomasina Mena]] ary any amin'ny morontsiraky ny [[Ranomasina Mediteranea]] ao avaratr'i [[Afrika]].