Gisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Voron-drano
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-2:
Ny '''gisa''' dia voron-drano lehibe noho ny [[ganagana]] na ny [[dokotra]], izay iray karazana aminy, fisa-bava, manana rantsan-tongotra efatra ka ny telo aloha atambatry ny hoditra mitapelaka ahafahany milomano tsara, fa ny iray afara misaraka amin'ireo telo ireo. Maro karazana ny gisa ka ny sasany fiompy fa ny sasany hafa dia gisadia sady mpifindra monina. Vorona mpihinana ahirta ny gisa ka misy ireo izay mpanimba voly. Isan-karazany ny lokon'ny gisa ka misy ireo fotsy ranoray sy ireo volondavenona.
 
== OhabnolanaOhabolana malagasy momba ny gisa ==
 
* ''Gisalahy homan-ketsa ka izy mangalatra indray no avo feo.''